Psalms 45:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manitra miora sy hazomanitra ary kasia ny fitafianao rehetra, zavamaneno tendrena avy ao amin’ny lapa ivoara no mampifaly anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tia ny rariny Ianao, fa mankahala ny heloka; ka noho izany, Andriamanitra, Andriamanitrao nanosotra anao tamin’ny diloilom-piravoravoana, mihoatra noho ny namanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tia rariny sy mpankahala ratsy ianao. Noho izany ilay Andriamanitra Andriamanitrao dia nanokana anao fa tsy ireo namanao ka nanosotra diloilo fifaliana tamin’ny lohanao.
Malagasy Bible 1865
Miora sy hazo manitra ary kasia ny fitafianao rehetra, zava-maneno avy ao amin'ny lapa ivory no mampifaly anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manitra miora sy hazomanitra ary kasia ny fitafianao rehetra, zavamaneno tendrena avy ao amin’ny lapa ivoara no mampifaly anao.
malagasy
Miora sy hazo manitra ary kasia ny fitafianao rehetra, zava-maneno avy ao amin'ny lapa ivory no mampifaly anao.[Heb: ahalota]