Psalms 45:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zanakavavin’ny mpanjaka no isan’ny malalanao; eo ankavananao no itoeran’ny vadin’ny mpanjaka; miravaka volamena avy any Ofira izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manitra mira sy aloesy aman-kasa ny fitafianao rehetra; mamalifaly anao ny zava-maneno avy ao an-dapa ivoara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamerovero ny fitafianao rehetra fa manitra sahondra sy kanela ary miora; avy ao an-dapanao voaravaka ivoary dia andrenesanao mozika izay ankafizinao.
Malagasy Bible 1865
Zanakavavin'andriamanjaka no isan'ny malalanao; eo ankavananao no itoeran'ny vadin'ny mpanjaka, miravaka volamena avy any Ofira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zanakavavin’ny mpanjaka no isan’ny malalanao; eo ankavananao no itoeran’ny vadin’ny mpanjaka; miravaka volamena avy any Ofira izy.
malagasy
Zanakavavin'andriamanjaka no isan'ny malalanao; eo ankavananao no itoeran'ny vadin'ny mpanjaka, miravaka volamena avy any Ofira.