Psalms 46:12 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iavehn’ny tafika momba antsika; ny Andriamanitr’i Jakôba no trano mimanda ho antsika. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPOn’izao rehetra izao no momba anay; ilay Andriamanitr’i Jakôba no fialofanay! Fiatoana