Psalms 46:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no tsy atahorantsika na dia mihovotrovotra aza ny tany, na dia mifindra ho ao anatin’ny ranomasina aza ny tendrombohitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no arontsika sy herintsika, famonjena azo mandrakariva amin’ny fahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ny anay no aro sy hery; mpamonjy mora azo indrindra Izy amin’ny fahoriana.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin'ny ranomasina aza ny tendrombohitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no tsy atahorantsika na dia mihovotrovotra aza ny tany, na dia mifindra ho ao anatin’ny ranomasina aza ny tendrombohitra,
malagasy
Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin'ny ranomasina aza ny tendrombohitra,