Psalms 46:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny onjany ka mihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, tsy manan-tahotra isika, na hikoro aza ny tany, na hietry any ambany ranomasina aza ny tendrombohitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy atahoranay na tany hihozona, na tendrombohitra hianjera any anaty ranomasina,
Malagasy Bible 1865
Na mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny onjany, ka mihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny onjany ka mihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany.
malagasy
Na mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny onjany, ka mihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany.