Psalms 46:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy ony iray, koa ny sampany dia mampifaly ny tanànan’Andriamanitra, fonena-masin’ny Avo Indrindra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na misamboaravoara sy mandroatra aza ny onjan-dranomasina, ka mampihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na riaka hirohondrohona sy handroatra ka hibontsina hampikoa ny tendrombohitra. Ny TOMPOn’izao rehetra izao no momba anay; ilay Andriamanitr’i Jakôba no fialofanay! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Misy ony, koa ny sampany dia mampifaly ny tanànan'Andriamanitra, Fonena-masin'ny Avo Indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy ony iray, koa ny sampany dia mampifaly ny tanànan’Andriamanitra, fonena-masin’ny Avo Indrindra;
malagasy
Misy ony, koa ny sampany dia mampifaly ny tanànan'Andriamanitra, Fonena-masin'ny Avo Indrindra.