Psalms 46:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no eo afovoany ka tsy mba hihetsika akory izy; Andriamanitra no hamonjy azy rehefa madiva ho maraina ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy ony ka ny fandehany mampifaly ny tanànan’Andriamanitra; ny fonenany masina onenan’ny Avo indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy renirano mampifaly ny tanànan’Andriamanitra, dia ilay fonena-masina tsy manan-tsahala amin’ireo fonenan’ny Avo Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no eo afovoany, ka tsy mba hihetsika izy; Andriamanitra no hamonjy azy, rehefa madiva ho maraina ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no eo afovoany ka tsy mba hihetsika akory izy; Andriamanitra no hamonjy azy rehefa madiva ho maraina ny andro.
malagasy
Andriamanitra no eo afovoany, ka tsy mba hihetsika izy; Andriamanitra no hamonjy azy, rehefa madiva ho maraina ny andro.