Psalms 46:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitabataba ny firenen-tsamihafa, mikorontana ny fanjakana maro; mamoaka ny feony Izy ka niempo ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no ao afovoany, ka tsy azo hozongozonina Izy; vao mazava atsinanana ny andro dia tonga hamonjy azy Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no eo anivony ka tsy hihontsona izy; Andriamanitra mamonjy azy raha ho avy ny maraina.
Malagasy Bible 1865
Nitabataba ny firenen-tsamy hafa, nikotrankotrana ny fanjakana maro; nanonona ny feony Izy, ka niempo ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitabataba ny firenen-tsamihafa, mikorontana ny fanjakana maro; mamoaka ny feony Izy ka niempo ny tany.
malagasy
Nitabataba ny firenen-tsamy hafa, nikotrankotrana ny fanjakana maro; nanonona ny feony Izy, ka niempo ny tany.