Psalms 46:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia, jereo ny asan’NY TOMPO, fa mahatonga faharavana etỳ ambonin’ny tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iavehn’ny tafika momba antsika; ny Andriamanitr’i Jakôba no trano mimanda ho antsika. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPOn’izao rehetra izao no momba anay; ilay Andriamanitr’i Jakôba no fialofanay! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Avia, jereo ny asan'i Jehovah, izay mahatonga faharavana etỳ an-tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia, jereo ny asan’NY TOMPO, fa mahatonga faharavana etỳ ambonin’ny tany Izy.
malagasy
Avia, jereo ny asan'i Jehovah, izay mahatonga faharavana etỳ an-tany;