Psalms 46:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampitsahatra ady hatrany amin’ny faran’ny tany Izy, mamotipotika ny tsipìka sy manapaka ny lefona Izy ary mandoro ny sarety amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia, jereo ny asan’i Iaveh, dia ny fandravana nataony tetỳ an-tany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tongava hizaha ny asa vitan’ny TOMPO, dia ny zava-mampitolagaga nataony teto an-tany:
Malagasy Bible 1865
Mampitsahatra ady hatramin'ny faran'ny tany Izy; manapaka ny tsipìka sy manito ny lefona Izy, ary mandoro ny sariety amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampitsahatra ady hatrany amin’ny faran’ny tany Izy, mamotipotika ny tsipìka sy manapaka ny lefona Izy ary mandoro ny sarety amin’ny afo.
malagasy
Mampitsahatra ady hatramin'ny faran'ny tany Izy; manapaka ny tsipìka sy manito ny lefona Izy, ary mandoro ny sariety amin'ny afo.