Psalms 47:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitehafa tanana, ry firenena rehetra! Mihobia ho an’Andriamanitra amin’ny feo miravoravo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’ny taranak’i Kôre. Salamo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’ireo terak’i Kôra.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Salamo. Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitehafa tanana, ry firenena rehetra! Mihobia ho an’Andriamanitra amin’ny feo miravoravo!
malagasy
[Fihobiana noho ny niakaran'ny Tompo] Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Salamo. Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an'Andriamanitra.