Psalms 47:10 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mpanapaka ny firenena mivory, mba ho tonga vahoakan’Andriamanitr’i Abrahama koa izy ireo; fa an’Andriamanitra ny ampingan’ny tany, voasandratra ambony indrindra Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpanapaka ny firenen-kafa dia nikambana ho mpomba an’ilay Andriamanitr’i Abrahama; ka voasandratra ambony dia ambony Andriamanitra noho Izy mifehy ireo andriambaventin’ny tany!