Psalms 47:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO, ny Avo Indrindra, dia tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany rehetra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitehafa tanana ianareo rehetra, ry vahoaka isany, miderà an’Andriamanitra amin’ny hobim-pifaliana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry vahoaka rehetra, mitehafa tanana sy manaova hobim-pifaliana ho an’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin'ny tany rehetra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO, ny Avo Indrindra, dia tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany rehetra Izy.
malagasy
Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin'ny tany rehetra Izy.