Psalms 47:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampanaiky firenena maro eo anoloantsika Izy ary firenen-tsamihafa ho ambanin’ny tongotsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa avo indrindra i Iaveh sy tokony hatahorana, mpanjaka lehibe amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny TOMPO no avo indrindra ka mahatahotra, Mpanjaka lehibe amin’ny tany tontolo Izy.
Malagasy Bible 1865
Mandresy firenena maro Izy ho ambanintsika,ary firenen-tsamy hafa ho ambanin'ny tongotsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampanaiky firenena maro eo anoloantsika Izy ary firenen-tsamihafa ho ambanin’ny tongotsika;
malagasy
Mandresy firenena maro Izy ho ambanintsika,ary firenen-tsamy hafa ho ambanin'ny tongotsika.