Psalms 47:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr’i Jakoba izay tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vahoaka no ampanekeny antsika; firenena no ataony ambanin’ny tongotsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoaka maro no reseny hofehezinay, firenen-tsamy hafa no ataony manaiky anay.
Malagasy Bible 1865
Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr'i Jakoba izay tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr’i Jakoba izay tiany.
malagasy
Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr'i Jakoba izay tiany.