Psalms 47:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niakatra tao anatin’ny fihobiana Andriamanitra, NY TOMPO niakatra tamin’ny fitsofana ny anjomara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifidy ny lova ho antsika Izy, ny voninahitr’i Jakôba olo-malalany. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofidiny ny zaratany holovanay ka izany no ireharehanay, satria izahay taranak’i Jakôba dia vahoaka tiany tokoa. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Efa niakatra tamin'ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin'ny fitsofana ny anjomara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niakatra tao anatin’ny fihobiana Andriamanitra, NY TOMPO niakatra tamin’ny fitsofana ny anjomara.
malagasy
Efa niakatra tamin'ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin'ny fitsofana ny anjomara.