Psalms 47:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Mpanjaka amin’ny tany rehetra Andriamanitra; manaova hira fankalazana Azy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’Andriamanitra, mihirà! Mihirà ho an’ny Mpanjakantsika, mihirà!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankalazao Andriamanitra, ankalazao amin-tsalamo! Ankalazao ny Mpanjakantsika, ankalazao amin-tsalamo!
Malagasy Bible 1865
Fa Mpanjaka amin'ny tany rehetra Andriamanitra; mahaiza mankalaza tsara ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Mpanjaka amin’ny tany rehetra Andriamanitra; manaova hira fankalazana Azy ianareo.
malagasy
Fa Mpanjaka amin'ny tany rehetra Andriamanitra; mahaiza mankalaza tsara ianareo.