Psalms 47:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra manjaka amin’ny firenen-tsamihafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianany masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Mpanjakan’ny tany rehetra Andriamanitra; ka mihirà hira fiderana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Mpanjakan’ny tany tontolo Andriamanitra, koa ankalazao amin-kira faran’izay mirindra.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra manjaka amin'ny firenen-tsamy hafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra manjaka amin’ny firenen-tsamihafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianany masina.
malagasy
Andriamanitra manjaka amin'ny firenen-tsamy hafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany masina.Ny mpanapaka ny firenen-tsamy hafa miangona ho olon'Andriamanitr'i Abrahama; fa an'Andriamanitra ny ampingan'ny tany; Avo indrindra Izy.