Psalms 47:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivory ny mpitondra ny firenen-tsamihafa miaraka amin’ny olon’Andriamanitr’i Abrahama; fa an’Andriamanitra ny ampingan’ny tany. Avo indrindra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manjaka amin’ny firenena Andriamanitra, mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra manjaka amin’ny firenen-drehetra sy mitoetra amin’ny sezafiandrianany manokana.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanapaka ny firenen-tsamy hafa miangona ho olon'Andriamanitr'i Abrahama; fa an'Andriamanitra ny ampingan'ny tany; Avo indrindra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivory ny mpitondra ny firenen-tsamihafa miaraka amin’ny olon’Andriamanitr’i Abrahama; fa an’Andriamanitra ny ampingan’ny tany. Avo indrindra Izy.
malagasy
Ny mpanapaka ny firenen-tsamy hafa miangona ho olon'Andriamanitr'i Abrahama; fa an'Andriamanitra ny ampingan'ny tany; Avo indrindra Izy.