Psalms 48:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lehibe NY TOMPO ka mendrika Azy ny fiderana ambony indrindra, ao an-tanànan’Andriamanitsika, ao an-tendrombohiny masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana. Salamon’ny taranak’i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkira. Salamo nataon’ireo terak’i Kôra.
Malagasy Bible 1865
Tonon-kira. Salamo nataon'ny Koraita. Lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, ao an-tanànan'Andriamanitsika, ao an-tendrombohiny masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lehibe NY TOMPO ka mendrika Azy ny fiderana ambony indrindra, ao an-tanànan’Andriamanitsika, ao an-tendrombohiny masina.
malagasy
[Ny tsy nahazoan'ny fahavalo hamely ny tanànan'Andriamanitra, Mpanjaka lehibe] Tonon-kira. Salamo nataon'ny Koraita. Lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra, ao an-tanànan'Andriamanitsika, ao an-tendrombohiny masina.