Psalms 48:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny anaranao, Andriamanitra ô, ny fiderana Anao hatrany amin’ny faran’ny tany. Feno fahamarinana ny tananao ankavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitro, mahatsiahy ny tantaran’ny hatsaram-ponao izahay, ao anatin’ny tempolinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eto anivon’ny tempolinao, Andriamanitra ô, no ametsovetsoanay ny fitiavanao.
Malagasy Bible 1865
Araka ny anaranao, Andriamanitra ô, no fiderana Anao hatramin'ny faran'ny tany; feno fahamarinana ny tananao ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny anaranao, Andriamanitra ô, ny fiderana Anao hatrany amin’ny faran’ny tany. Feno fahamarinana ny tananao ankavanana.
malagasy
Araka ny anaranao, Andriamanitra ô, no fiderana Anao hatramin'ny faran'ny tany; feno fahamarinana ny tananao ankavanana.