Psalms 48:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manodidìna an’i Ziona ianareo; eny, mandehana manodidina azy; isao ny tilikambo fiambenany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifaly ny tendrombohitra Siôna, aoka hiravoravo ny zanaka vavin’i Jodà, noho ny fitsarànao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary, noho ny fitsarana ara-drariny navoakanao, dia aoka hifaly ny olona ao an-tendrombohitra Tsiôna, aoka hiravo ny mponina ao an-tanànan’i Joda!
Malagasy Bible 1865
Manodidina an'i Ziona ianareo, eny, mandehana manodidina azy; isao ny tilikambony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manodidìna an’i Ziona ianareo; eny, mandehana manodidina azy; isao ny tilikambo fiambenany,
malagasy
Manodidina an'i Ziona ianareo, eny, mandehana manodidina azy; isao ny tilikambony,