Psalms 48:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
jereo tsara ny mandany, diniho ny lapany, mba hotantarainareo amin’ny taranaka ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandiava an’i Siôna ianareo; mandehana manodidina azy; isao ny tranony mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitanjozora manodidina an’i Tsiôna ka isaonareo ny tilikambony,
Malagasy Bible 1865
Hevero tsara ny mandany, diniho ny tranon'andrianany, mba hambaranareo amin'ny taranaka mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
jereo tsara ny mandany, diniho ny lapany, mba hotantarainareo amin’ny taranaka ho avy.
malagasy
Hevero tsara ny mandany, diniho ny tranon'andrianany, mba hambaranareo amin'ny taranaka mandimby.Fa izany no Andriamanitra, dia Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika na dia hatramin'ny fahafatesana aza.