Psalms 48:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany no Andriamanitra, Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika mandra-pahafaty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo tsara ny mandany; diniho ireo lapany, hitantarana azy amin’ny taranaka ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
banjino tsara ny màndany, ary diniho fatratra ny lapany; dia ho azonareo tantaraina amin’ny taranaka any aoriana
Malagasy Bible 1865
Fa izany no Andriamanitra, dia Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika na dia hatramin'ny fahafatesana aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany no Andriamanitra, Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika mandra-pahafaty.
malagasy
Fa izany no Andriamanitra, dia Andriamanitsika mandrakizay doria; Izy no hitarika antsika na dia hatramin'ny fahafatesana aza.