Psalms 48:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avo mahafinaritra sady fifalian’ny tany rehetra ny tendrombohitra Ziona eo amin’ny ilany avaratra, tanànan’ny Mpanjaka lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehibe i Iaveh, Izy no alehan’ny fiderana rehetra, ao an-tanànan’ny Andriamanitsika, amin’ny tendrombohitra masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe ny TOMPO Andriamanitsika, hany ka mendrika hoderaina fatratra ao an-tanànany, ao an-tendrombohiny masina.
Malagasy Bible 1865
Avo mahafinaritra, fifalian'ny tany rehetra, ny tendrombohitra Ziona, eo amin'ny ilany avaratra, tanànan'ny Mpanjaka lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avo mahafinaritra sady fifalian’ny tany rehetra ny tendrombohitra Ziona* eo amin’ny ilany avaratra, tanànan’ny Mpanjaka lehibe.
malagasy
Avo mahafinaritra, fifalian'ny tany rehetra, ny tendrombohitra Ziona, eo amin'ny ilany avaratra, tanànan'ny Mpanjaka lehibe.