Psalms 48:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ao an-dapa ao dia nanao izay hahafantarana Azy ho fiarovana avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangana mahafinaritra, fifalian’ny tany rehetra, ny tendrombohitra Siôna, eo amin’ny fara vazantany avaratra, ny tanànan’ny Mpanjaka lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara fideza ny tendrombohitra Tsiôna sady fifalian’ny vahoaka eran-tany: tendrombohitra fonenan’ny Tompo, tanànan’ilay Mpanjaka lehibe.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ao an-tranon'andriana ao dia nanao izay hahafantarana Azy ho fiarovana avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ao an-dapa ao dia nanao izay hahafantarana Azy ho fiarovana avo.
malagasy
Andriamanitra ao an-tranon'andriana ao dia nanao izay hahafantarana Azy ho fiarovana avo.