Psalms 48:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijery izy ka talanjona erỳ, very hevitra ka nalaky nandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa he nivory ireo mpanjaka, dia niara-nandroso izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreny mpanjaka mivorivory, dia miara-mandroso hamely an’i Tsiôna;
Malagasy Bible 1865
Nijery izy ka talanjona terỳ; Very hevitra izy ka nalaky nandositra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nijery izy ka talanjona erỳ, very hevitra ka nalaky nandositra.
malagasy
Nijery izy ka talanjona terỳ; Very hevitra izy ka nalaky nandositra;