Psalms 48:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovitra no nahazo azy teo, tahaka ny fanaintainan’ny vehivavy eo am-piterahana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nahita Azy, dia vahotra terỳ, nivadi-po izy, ka vaky nandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanjo nahatazana, dia nidonàka, nangorohoro ka riatra nandositra.
Malagasy Bible 1865
Hovitra no nahazo azy teo, dia tahaka ny fanaintainan'ny vehivavy raha miteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovitra no nahazo azy teo, tahaka ny fanaintainan’ny vehivavy eo am-piterahana;
malagasy
Hovitra no nahazo azy teo, dia tahaka ny fanaintainan'ny vehivavy raha miteraka.