Psalms 48:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny rivotra avy any atsinanana no namakianao ny sambon’i Tarsisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovitra no nahazo azy ireo teo, fanaintainana hoatra ny an’ny vehivavy miteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihovotrovotra foana teo izy ireo, nanaintaina toa vehivavy hiteraka;
Malagasy Bible 1865
Amin'ny rivotra avy any atsinanana no namakianao ny sambon'i Tarsisy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny rivotra avy any atsinanana no namakianao ny sambon’i Tarsisy.
malagasy
Amin'ny rivotra avy any atsinanana no namakianao ny sambon'i Tarsisy.