Psalms 48:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay efa rentsika no hitantsika tao an-tanànan’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, tao an-tanànan’Andriamanitsika: Mampitoetra azy mandrakizay Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novakinao amin’ny rivotra avy Atsinanana, ny sambon’i Tarsisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mova tsy ny rivotra avy any atsinanana, izay mahapotika sambo goavana, no nifofofofo nianjady taminy.
Malagasy Bible 1865
Araka izay efa rentsika no hitantsika, tao an-tanànan'i Jehovah, Tompon'ny maro, tao an-tanànan'Andriamanitsika. Andriamanitra mampitoetra azy mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay efa rentsika no hitantsika tao an-tanànan’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, tao an-tanànan’Andriamanitsika: Mampitoetra azy mandrakizay Andriamanitra.
malagasy