Psalms 48:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô! Efa nieritreritra ny famindramponao tao anatin’ny tempolinao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay efa renay tamin’ny hafa dia ny masonay no nahita, tao an-tanànan’i Iavehn’ny tafika, tanànan’ny Andriamanitsika. Hamafisin’Andriamanitra mandrakizay izy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny henonay no mbola hitanay ao an-tanànan’ny TOMPOn’izao rehetra izao, ao an-tanànan’ilay Andriamanitray! Izy Andriamanitra no mampijoro azy hatrany. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Efa nieritreritra ny famindram-ponao izahay, Andriamanitra ô, tao anatin'ny tempolinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô! Efa nieritreritra ny famindramponao tao anatin’ny tempolinao izahay.
malagasy
Efa nieritreritra ny famindram-ponao izahay, Andriamanitra ô, tao anatin'ny tempolinao.