Psalms 49:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa izao, ry firenena rehetra; atongilano ny sofinareo, ry mponina rehetra amin’izao tontolo izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’ny taranak’i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’ireo terak’i Kôra.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Salamo. Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin'izao tontolo izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa izao, ry firenena rehetra; atongilano ny sofinareo, ry mponina rehetra amin’izao tontolo izao,
malagasy
[Ny fahafoanan'ny harena amam-boninahitra] Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Salamo. Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin'izao tontolo izao: