Psalms 49:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hita mantsy fa maty ihany ny olon-kendry ary ny adala sy ny kentrina koa dia samy lasa ka mamela ny fananany ho an’ny hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahavelona azy mandrakizay ka tsy hahitany ny fasana na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hahavelomana mandrakizay sy tsy hahitana ny fasana...
Malagasy Bible 1865
Fa hita fa maty ihany ny olon-kendry; ary ny adala sy ny ketrina samy levona, ka mamela ny fananany ho an'ny hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hita mantsy fa maty ihany ny olon-kendry ary ny adala sy ny kentrina koa dia samy lasa ka mamela ny fananany ho an’ny hafa.
malagasy
Fa hita fa maty ihany ny olon-kendry; ary ny adala sy ny ketrina samy levona, ka mamela ny fananany ho an'ny hafa.