Psalms 49:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Heveriny fa haharitra mandrakizay ny tranony ary hahatratra ny taranaka fara aman-dimby ny fonenany, satria izy no nanome anarana ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy maintsy ho hitany: Ny olon-kendry maty; ny adala aman-ketrina koa levona torak’izany, ka mamela ny fananany ho an’ny hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy iaraha-mahita tokoa fa ny olon-kendry dia maty, ny adala sy ny ketrina koa levona, ka mamela ny hareny ho an’ny hafa.
Malagasy Bible 1865
Araka ny heviny dia ataony fa ho mandrakizay ny tranony, ary ny fonenany hahatratra ny taranaka fara mandimby; araka ny anarany no anononany ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Heveriny fa haharitra mandrakizay ny tranony ary hahatratra ny taranaka fara aman-dimby ny fonenany, satria izy no nanome anarana ny taniny.
malagasy
Araka ny heviny dia ataony fa ho mandrakizay ny tranony, ary ny fonenany hahatratra ny taranaka fara mandimby; araka ny anarany no anononany ny taniny.[Na: Ankalazaina ny anarany eny amin'ny tany maro]