Psalms 49:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona dia tsy maharitra; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Heverin’izy ireo fa ho mandrakizay ny tranony; ka haharitra mandritra ny taona mifandimby ny fonenany, ary tononiny amin’ny anarany ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fasana no tranony mandrakizay sy fonenany amin’ny taona mifandimby, na ohatra aza ka ny anarany no niantsoana ireo taniny fahiny.
Malagasy Bible 1865
Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona, dia tsy maharitra izy; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona dia tsy maharitra; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy.
malagasy
Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona, dia tsy maharitra izy; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy.