Psalms 49:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no falehan’ny olona adala; finaritra amin’ny teniny ny taranany mandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tsy maharitra, na amin’ny voninahiny aza, ny olombelona: mitovy amin’ny biby izay levona koa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, rehefa ao anaty voninahitra ny olona, dia tsy mahatsapa fa mbola ho faty ka ho tahaka ny biby ihany.
Malagasy Bible 1865
Izany no falehan'ny olona adala; ary ny taranany mandimby azy mankasitraka ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no falehan’ny olona adala; finaritra amin’ny teniny ny taranany mandimby azy.
malagasy
Izany no falehan'ny olona adala; ary ny taranany mandimby azy mankasitraka ny teniny.