Psalms 49:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra ianao raha misy olona tonga manankarena ka mitombo ny voninahitry ny tranony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Andriamanitra kosa, hamonjy ny aiko amin’ny herin’ny Seoly, fa handray ahy ho any aminy Izy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotsimbinin’Andriamanitra kosa ny aiko mba ho afaka amin’ny herin’ny fahafatesana, satria Izy Andriamanitra no handray ahy. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra ianao raha misy olona tonga manankarena ka mitombo ny voninahitry ny tranony;
malagasy
Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony;