Psalms 49:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy hitondra na inona na inona izy raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza matahotra àry, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny harem-be ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mba mialona raha misy tonga mpanana, raha mitombo voninahitra ny tranony.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hitondra na inona na inona izy, raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy hitondra na inona na inona izy raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny.
malagasy
Fa tsy hitondra na inona na inona izy, raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny.