Psalms 49:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaka miarahaba tena izy raha mbola velona hoe: Midera anao ny olona fa manisy soa ny tenanao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy hahatondra na inona na inona izy, rehefa maty; tsy hidina miaraka aminy ny harem-beny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy hitondra na inona na inona izy, rehefa maty; tsy ho avy hanaraka azy tsy akory ny voninahiny.
Malagasy Bible 1865
Na dia miarahaba tena aza izy, raha mbola velona - Fa hidera anao ny olona, raha manisy soa ny tenanao ianao -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaka miarahaba tena izy raha mbola velona hoe: Midera anao ny olona fa manisy soa ny tenanao ianao.
malagasy
Na dia miarahaba tena aza izy, raha mbola velona - Fa hidera anao ny olona, raha manisy soa ny tenanao ianao -