Psalms 49:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankany amin’ny razanao ianao, nefa ireny dia tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na manao ny tenany ho sambatra aza izy amin’ny andro iainany; na midera Anao amin’ny fifaliana anarananao fo aza ny olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony izy velona no miarahaba tena sady noderain’ny olona satria nahomby.
Malagasy Bible 1865
Dia hankany amin'ny razany izy, tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankany amin’ny razanao ianao, nefa ireny dia tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay.
malagasy
Dia hankany amin'ny razany izy, tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay ireny.Izay olona manana voninahitra, nefa tsy manan-tsaina, dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty.