Psalms 49:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na ny kely, na ny lehibe, na ny manankarena, na ny mahantra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa izao, ianareo rehetra, ry vahoaka isany; manongilàna sofina ianareo rehetra, ry mponina amin’izao tontolo izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandrenesa, ry olombelona rehetra; mihainoa, ry mponina eran-tany,
Malagasy Bible 1865
Na ny ambany, na ny ambony, na ny manan-karena, na ny malahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na ny kely, na ny lehibe, na ny manankarena, na ny mahantra!
malagasy
Na ny ambany, na ny ambony, na ny manan-karena, na ny malahelo.