Psalms 49:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay olona manana voninahitra nefa tsy manan-tsaina dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handeha ianao hikambana amin’ny razanao izay tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo lasa tafaray amin’ny razany izy, tsy hahita hazavana na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Izay olona manana voninahitra, nefa tsy manan-tsaina, dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay olona manana voninahitra nefa tsy manan-tsaina dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty.
malagasy
Izay olona manana voninahitra, nefa tsy manan-tsaina, dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty.