Psalms 49:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hilaza fahendrena ny vavako ary hibitsika fahalalana ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na ny ambony na ny ambany, na ny manan-karena na ny mahantra tsy an-kanavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na olona ambony na sarambabem-bahoaka, na ny mpanankarena na ny mahantra;
Malagasy Bible 1865
Ny vavako hiteny fahendrena; ary ny fieritreretan'ny foko dia fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hilaza fahendrena ny vavako ary hibitsika fahalalana ny foko.
malagasy
Ny vavako hiteny fahendrena; ary ny fieritreretan'ny foko dia fahalalana.