Psalms 49:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanongilana ny sofiko hihaino tononkalo aho ary hanazava teny saro-pantarina amin’ny alalan’ny lokanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hampandre teny hendry ny vavako; ary misy hevitra feno fahalalana ato am-poko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hilaza fahendrena ny vavako, hametsovetso fahalalana ny foko.
Malagasy Bible 1865
Hanongilana ny sofiko hihaino oha-teny aho, ary hanonona teny saro-pantarina ampiarahiko amin-dokanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanongilana ny sofiko hihaino tononkalo aho ary hanazava teny saro-pantarina amin’ny alalan’ny lokanga.
malagasy
Hanongilana ny sofiko hihaino oha-teny aho, ary hanonona teny saro-pantarina ampiarahiko amin-dokanga.