Psalms 49:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana aho no hatahotra amin’ny andro fahoriana nony manodidina ahy ny haratsiam-panahin’ny mpamingana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manongilan-tsofina amin’oha-teny ambaran’Andriamanitra aho, mivaofy ny ankamantatro amin’ny feon’ny harpa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atongilako hihaino oha-teny ny sofiko; arahin-dokanga no hivoasako ny ankamantatra.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no hatahotra amin'ny andro fahoriana aho, nony manodidina ahy ny haratsian'ny mpamingana ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana aho no hatahotra amin’ny andro fahoriana nony manodidina ahy ny haratsiam-panahin’ny mpamingana?
malagasy
Nahoana no hatahotra amin'ny andro fahoriana aho, nony manodidina ahy ny haratsian'ny mpamingana ahy,