Psalms 49:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matoky ny harenany ireny sady mirehareha amin’ny haben’ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no hatahotra aho, amin’ny andron’ny fahoriana, raha manodidina ahy ny haratsian’ny mpanenjika ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona moa no hatahorako amin’ny andro fahoriana, raha manodidina ahy ny mpisompatra mandoza
Malagasy Bible 1865
Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin'ny haben'ny fananany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matoky ny harenany ireny sady mirehareha amin’ny haben’ny fananany.
malagasy
Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin'ny haben'ny fananany?