Psalms 49:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy olona mahavotra ny rahalahiny na afaka manome an’Andriamanitra izay vola hanavotany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireny dia mitoky amin’ny hareny, mirehareha amin’ny haben’ny ananany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay mitoky amin’ny hareny miavosa sy mirehareha amin’ny fananam-beny?
Malagasy Bible 1865
Tsy misy mahavotra ny rahalahiny akory, na mahazo manome an'Andriamanitra izay avony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy olona mahavotra ny rahalahiny na afaka manome an’Andriamanitra izay vola hanavotany azy.
malagasy
Tsy misy mahavotra ny rahalahiny akory, na mahazo manome an'Andriamanitra izay avony,