Psalms 49:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lafo ny takalon’ny ainy ka tsy takatra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy olona mahavotra ny rahalahiny akory na mahaloa ny avony amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy olona mahavotra ny hafa tsy akory na mahaloa tamby ho azy amin’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
(Fa sarotra avotra ny ainy ka tsy azo atao mandrakizay),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lafo ny takalon’ny ainy ka tsy takatra mandrakizay.
malagasy
(Fa sarotra avotra ny ainy ka tsy azo atao mandrakizay),