Psalms 49:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ho velona mandrakizay va izy ka tsy hiharan’ny fahalovana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa be loatra ny vidin’ainy, ka tsy azo atao mandrakizay, ny manavotra azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria lafo loatra ny avotra aina, tsy ho voaloa na oviana na oviana
Malagasy Bible 1865
Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin'ny lavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ho velona mandrakizay va izy ka tsy hiharan’ny fahalovana?
malagasy
Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin'ny lavaka.[Na: ho tratry no lò]