Psalms 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, henoy ny teniko, fantaro ny fisentoako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny sodina. Salamon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny sodina. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny sodina. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, henoy ny teniko; fantaro ny eritreritro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, henoy ny teniko, fantaro ny fisentoako!
malagasy
[Salamo hatao amin'ny maraina, milaza ny amin'ny olona mahazo manatona an'Andriamanitra, sy ny hitsarana ny ratsy fanahy] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny sodina. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, henoy ny teniko; fantaro ny eritreritro.